FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 19:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Rehefa ren’i Hezekia+ Mpanjaka izany, dia norovitiny avy hatrany ny akanjony.+ Ary nitafy lamba gony izy,+ ka nankao an-tranon’i Jehovah.+

  • Isaia 36:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa nankao amin’i Hezekia kosa i Eliakima+ zanak’i Hilkia, mpiandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka,+ sy Sebna+ mpitan-tsoratra, ary Joa+ zanak’i Asafa, mpanoratra ny raharaham-panjakana. Ary samy efa nandrovitra ny akanjony+ avy izy ireo. Dia nolazain’izy ireo tamin’i Hezekia ny tenin’i Rabsake.+

  • Matio 26:65
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 65 Dia nandrovitra ny akanjony ivelany ny mpisoronabe sady niteny hoe: “Nanevateva an’Andriamanitra izy!+ Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona?+ Efa renareo ilay fanevatevana an’Andriamanitra teo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara