18 “Koa izao no nolazain’i Jehovah momba an’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda: ‘Tsy hisy hidradradradra noho ny aminy hoe: “Indrisy, ry rahalahiko! Indrisy, ry anabaviko!” Tsy hisy hidradradradra noho ny aminy koa hoe: “Indrisy, ry tompoko! Indrisy fa foana ny voninahiny!”+