Estera 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 sady anisan’ireo nentina avy tany Jerosalema ka natao sesitany+ niaraka tamin’i Jekonia+ mpanjakan’ny Joda, izay nentin’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona tany an-tsesitany. Ezekiela 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tamin’ny andro fahadimin’ny volana, izany hoe tamin’ny taona fahadimy nanaovana sesitany an’i Joiakina Mpanjaka,+ Daniela 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary taranak’i Joda ny sasany tamin’izy ireo, dia i Daniela,+ Hanania, Misaela, ary Azaria.+
6 sady anisan’ireo nentina avy tany Jerosalema ka natao sesitany+ niaraka tamin’i Jekonia+ mpanjakan’ny Joda, izay nentin’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona tany an-tsesitany.
2 Tamin’ny andro fahadimin’ny volana, izany hoe tamin’ny taona fahadimy nanaovana sesitany an’i Joiakina Mpanjaka,+