Daniela 2:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Koa nomen’ny mpanjaka toerana ambony+ i Daniela, sady notolorany fanomezana lehibe maro, ary notendreny ho filohan’ny faritanin’i Babylona+ sy ho mpiadidy hifehy ny olon-kendry rehetran’i Babylona. Daniela 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nentina teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela. Ary hoy ny mpanjaka taminy: “Ianao ve izany Daniela anisan’ny natao sesitany avy tany Joda+ izany, izay nentin’ny mpanjaka raiko niala tany Joda?+ Daniela 5:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia namoaka didy i Belsazara ka nampanaovina akanjo volomparasy i Daniela, ary nasiana rojo volamena ny vozony. Dia nambara fa izy no ho mpitondra fahatelo eo amin’ny fanjakana.+
48 Koa nomen’ny mpanjaka toerana ambony+ i Daniela, sady notolorany fanomezana lehibe maro, ary notendreny ho filohan’ny faritanin’i Babylona+ sy ho mpiadidy hifehy ny olon-kendry rehetran’i Babylona.
13 Dia nentina teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela. Ary hoy ny mpanjaka taminy: “Ianao ve izany Daniela anisan’ny natao sesitany avy tany Joda+ izany, izay nentin’ny mpanjaka raiko niala tany Joda?+
29 Dia namoaka didy i Belsazara ka nampanaovina akanjo volomparasy i Daniela, ary nasiana rojo volamena ny vozony. Dia nambara fa izy no ho mpitondra fahatelo eo amin’ny fanjakana.+