FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 36:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary tamin’ny fiandohan’ny taona,+ dia naniraka ny mpanompony+ i Nebokadnezara Mpanjaka, ka nentina ho any aminy tany Babylona+ i Joiakina mbamin’ny zava-tsarobidy tao an-tranon’i Jehovah.+ Ary nataony mpanjakan’ny Joda sy Jerosalema i Zedekia+ rahalahin-drain’i Joiakina.+

  • Estera 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 sady anisan’ireo nentina avy tany Jerosalema ka natao sesitany+ niaraka tamin’i Jekonia+ mpanjakan’ny Joda, izay nentin’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona tany an-tsesitany.

  • Jeremia 22:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia hatolotro eo an-tanan’ireo mifofo ny ainao ianao,+ sy eo an-tanan’ireo atahoranao sy eo an-tanan’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona ary eo an-tanan’ny Kaldeanina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara