FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 17:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Narary ny zanak’ilay vehivavy tompon-trano, taorian’izay. Tena narary mafy ilay ankizilahy, ka tsy nisy fofonaina intsony tao aminy.+

  • Mpitoriteny 9:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa tsy fantatry ny olombelona+ ny fotoana ahafatesany.+ Toy ny trondro azon’ny harato+ mahafaty sy toy ny vorona azon’ny fandrika+ ny zanak’olombelona, izay voafandrika rehefa tonga tampoka+ aminy ny fotoana ahitan-doza.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara