FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary i Jehovah Andriamanitra namorona ny olona avy tamin’ny vovoky+ ny tany,+ sady nitsoka fofonaina nankao am-bavorony,+ ka lasa zavamananaina* ny olona.+

  • 2 Mpanjaka 4:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa nentin’ilay mpanompo tany amin-dreniny izy. Dia nipetraka teo ampofoan-dreniny izy mandra-pitataovovonan’ny andro, ary farany dia maty.+

  • Joba 34:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Raha mifantoka amin’olona izy,

      Ary alainy ho any aminy ny ainy* sy ny fofonainy,+

  • Mpitoriteny 9:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nandinika indray aho ka izao no hitako etỳ ambanin’ny masoandro: Tsy ny haingam-pandeha no mahazo fandresena,+ ary tsy ny mahery no mandresy,+ ary tsy ny hendry no manan-kanina,+ ary tsy ny mahira-tsaina no mahazo harena,+ ary tsy ny manam-pahalalana no mahazo sitraka,+ satria mety ho azon-tsampona izy rehetra amin’ny fotoana tsy ampoizina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara