1 Mpanjaka 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia nandrendrika varahina izy hanaovana ny andry roa:+ Valo ambin’ny folo hakiho avy ny haavony, ary tady roa ambin’ny folo hakiho vao nahodidina ny andry tsirairay.+ 2 Tantara 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izy no nanao ny andry roa+ sy ny loha andry boribory+ izay teo an-tampon’ny andry roa, sy ny harato+ roa nandrakotra ny loha andry boribory roa izay teo an-tampon’ireo andry;
15 Dia nandrendrika varahina izy hanaovana ny andry roa:+ Valo ambin’ny folo hakiho avy ny haavony, ary tady roa ambin’ny folo hakiho vao nahodidina ny andry tsirairay.+
12 Izy no nanao ny andry roa+ sy ny loha andry boribory+ izay teo an-tampon’ny andry roa, sy ny harato+ roa nandrakotra ny loha andry boribory roa izay teo an-tampon’ireo andry;