2 Tantara 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary natsangany teo anoloan’ny tempoly ireo andry, ka ny iray teo ankavanana ary ny iray teo ankavia. Dia nataony hoe Jakina ny anaran’ilay teo ankavanana, ary Boaza ilay teo ankavia.+
17 Ary natsangany teo anoloan’ny tempoly ireo andry, ka ny iray teo ankavanana ary ny iray teo ankavia. Dia nataony hoe Jakina ny anaran’ilay teo ankavanana, ary Boaza ilay teo ankavia.+