1 Mpanjaka 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia nandrendrika varahina izy hanaovana ny andry roa:+ Valo ambin’ny folo hakiho avy ny haavony, ary tady roa ambin’ny folo hakiho vao nahodidina ny andry tsirairay.+ Jeremia 52:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Valo ambin’ny folo hakiho ny haavon’ny andry tsirairay,+ ary tady roa ambin’ny folo hakiho vao mahodidina ny iray.+ Voantondro efatra ny hateviny. Poakaty izy ireo.
15 Dia nandrendrika varahina izy hanaovana ny andry roa:+ Valo ambin’ny folo hakiho avy ny haavony, ary tady roa ambin’ny folo hakiho vao nahodidina ny andry tsirairay.+
21 Valo ambin’ny folo hakiho ny haavon’ny andry tsirairay,+ ary tady roa ambin’ny folo hakiho vao mahodidina ny iray.+ Voantondro efatra ny hateviny. Poakaty izy ireo.