Jeremia 52:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia namely an’ireo ny mpanjakan’i Babylona,+ ka namono azy ho faty tao Ribla,+ tany Hamata.+ Koa nesorina tamin’ny taniny ny Joda ka natao sesitany.+ Amosa 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ‘Ianareo ihany no fantatro+ tamin’ny fianakaviana rehetra ambonin’ny tany.+ Koa hataoko ampamoaka ianareo noho ny fahadisoana rehetra nataonareo.+
27 Dia namely an’ireo ny mpanjakan’i Babylona,+ ka namono azy ho faty tao Ribla,+ tany Hamata.+ Koa nesorina tamin’ny taniny ny Joda ka natao sesitany.+
2 ‘Ianareo ihany no fantatro+ tamin’ny fianakaviana rehetra ambonin’ny tany.+ Koa hataoko ampamoaka ianareo noho ny fahadisoana rehetra nataonareo.+