2 Samoela 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy koa i Davida: “Aza matahotra, fa haneho hatsaram-panahy feno fitiavana+ aminao tokoa aho, noho ny amin’i Jonatana rainao.+ Dia haveriko aminao daholo ny tanin’i+ Saoly raibenao, ary hisakafo eo an-databatro foana ianao.”+
7 Hoy koa i Davida: “Aza matahotra, fa haneho hatsaram-panahy feno fitiavana+ aminao tokoa aho, noho ny amin’i Jonatana rainao.+ Dia haveriko aminao daholo ny tanin’i+ Saoly raibenao, ary hisakafo eo an-databatro foana ianao.”+