2 Mpanjaka 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hoy i Elisa: “Amin’ny fotoana voatondro, amin’ny herintaona toy izao, dia hitrotro zanakalahy ianao.”+ Hoy anefa ravehivavy: “Tsia re, tompoko ô! Aza mandainga amin’ny mpanompovavinao, ry lehilahin’Andriamanitra ô!”
16 Ary hoy i Elisa: “Amin’ny fotoana voatondro, amin’ny herintaona toy izao, dia hitrotro zanakalahy ianao.”+ Hoy anefa ravehivavy: “Tsia re, tompoko ô! Aza mandainga amin’ny mpanompovavinao, ry lehilahin’Andriamanitra ô!”