4 Ary hoy i Elia tamin’i Elisa: “Mijanòna eto, ry Elisa, azafady, fa nirahin’i Jehovah ho any Jeriko+ aho.” Hoy anefa i Elisa: “Raha mbola velona koa i Jehovah, ary raha mbola velon’aina koa ianao, dia tsy handao anao aho.” Koa tonga tany Jeriko izy roa lahy.