1 Mpanjaka 17:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa hoy i Elia taminy: “Atolory ahy ny zanakao.” Dia noraisiny avy teo an-tratran-dravehivavy ilay ankizy, ary nentiny niakatra tao amin’ilay efitra nipetrahany tany an-tampon-trano,+ ka nataony teo ambony fandrianany.+ Matio 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa ianao kosa rehefa mivavaka, dia midira ao amin’ny efitranonao,+ ary rehefa voakatonao ny varavarana, dia mivavaha amin’ny Rainao izay ao amin’ny miafina.+ Ary hamaly soa anao ny Rainao izay mijery ao amin’ny miafina.
19 Fa hoy i Elia taminy: “Atolory ahy ny zanakao.” Dia noraisiny avy teo an-tratran-dravehivavy ilay ankizy, ary nentiny niakatra tao amin’ilay efitra nipetrahany tany an-tampon-trano,+ ka nataony teo ambony fandrianany.+
6 Fa ianao kosa rehefa mivavaka, dia midira ao amin’ny efitranonao,+ ary rehefa voakatonao ny varavarana, dia mivavaha amin’ny Rainao izay ao amin’ny miafina.+ Ary hamaly soa anao ny Rainao izay mijery ao amin’ny miafina.