8 Raha vao ren’i Elisa lehilahin’Andriamanitra fa nandrovitra ny akanjony+ ny mpanjakan’ny Israely, dia nandefa iraka tany amin’ny mpanjaka izy, nanao hoe: “Nahoana ianao no nandrovitra ny akanjonao? Mba alefaso atỳ amiko izy, dia ho fantany fa misy mpaminany tokoa eto amin’ny Israely.”+