-
Mpitsara 3:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nipetraka tao amin’ilay efitranony mangatsiatsiaka tany an-tampon-trano i Eglona rehefa nankao aminy i Ehoda. Dia hoy i Ehoda: “Misy tenin’Andriamanitra holazaiko aminao.” Koa nitsangana niala teo amin’ny seza fiandrianany i Eglona.
-