FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 48:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Tsy misy fiadanana ho an’ny ratsy fanahy”, hoy i Jehovah.+

  • Isaia 57:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Tsy misy fiadanana ho an’ny ratsy fanahy”,+ hoy ny Andriamanitro.

  • Isaia 59:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy miraharaha ny lalan’ny fiadanana+ izy ireo, ary tsy misy rariny eny amin’ny lalany.+ Ataony miolakolaka ny alehany.+ Koa tsy hahita fiadanana mihitsy izay mandeha amin’izany.+

  • Jeremia 16:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Fa izao no nolazain’i Jehovah: ‘Aza miditra ao amin’ny trano misy sakafo be natao ho an’ny mana-manjo, ary aza mitomany na miara-miory aminy.’+

      “‘Efa nesoriko tsy ho amin’ity vahoaka ity mantsy ny fiadanako sy ny hatsaram-panahiko feno fitiavana ary ny famindram-poko’, hoy i Jehovah.+

  • Romanina 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 ary tsy fantany ny lalan’ny fiadanana.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara