2 Mpanjaka 8:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Farany dia nodimandry any amin’ny razany i Jorama,+ ka nalevina any amin’ny razany, tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary i Ahazia+ zanany no nanjaka nandimby azy. 2 Tantara 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Roa amby roapolo taona i Ahazia tamin’izy nanomboka nanjaka,+ ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Atalia,+ zafikelin’i Omry.+
24 Farany dia nodimandry any amin’ny razany i Jorama,+ ka nalevina any amin’ny razany, tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary i Ahazia+ zanany no nanjaka nandimby azy.
2 Roa amby roapolo taona i Ahazia tamin’izy nanomboka nanjaka,+ ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Atalia,+ zafikelin’i Omry.+