1 Mpanjaka 21:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 dia hahatonga loza aminao aho+ ka hofongorako tanteraka ny taranakao,+ ary haringako ny lahy rehetra+ anisan’ny ankohonanao, mbamin’izay tsy misy mpiaro sy tsy misy ilana azy eo amin’ny Israely.
21 dia hahatonga loza aminao aho+ ka hofongorako tanteraka ny taranakao,+ ary haringako ny lahy rehetra+ anisan’ny ankohonanao, mbamin’izay tsy misy mpiaro sy tsy misy ilana azy eo amin’ny Israely.