Ohabolana 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tari-dalana tsara no ilainao ho amin’ny ady,+ ary ahazoana famonjena ny fananana mpanolo-tsaina maro.+ Mpitoriteny 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa tsy fantatry ny olombelona+ ny fotoana ahafatesany.+ Toy ny trondro azon’ny harato+ mahafaty sy toy ny vorona azon’ny fandrika+ ny zanak’olombelona, izay voafandrika rehefa tonga tampoka+ aminy ny fotoana ahitan-doza.+
6 Tari-dalana tsara no ilainao ho amin’ny ady,+ ary ahazoana famonjena ny fananana mpanolo-tsaina maro.+
12 Fa tsy fantatry ny olombelona+ ny fotoana ahafatesany.+ Toy ny trondro azon’ny harato+ mahafaty sy toy ny vorona azon’ny fandrika+ ny zanak’olombelona, izay voafandrika rehefa tonga tampoka+ aminy ny fotoana ahitan-doza.+