FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nanatona azy anefa ny mpanompony, ka niteny taminy hoe: “Ry raiko ô,+ na zavatra lehibe aza ve no nasain’ilay mpaminany nataonao, tsy ho nataonao? Koa mainka fa izay nolazainy taminao hoe: ‘Mandroa, dia hadio ianao’?”

  • Asan’ny Apostoly 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia hoy i Stefana: “Ry rahalahy sy ianareo raiamandreny, henoy izao teniko izao: Andriamanitry ny voninahitra+ niseho tamin’i Abrahama razantsika fony izy tany Mezopotamia, raha mbola tsy nanorim-ponenana tany Harana.+

  • 1 Korintianina 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa na manana mpitaiza+ iray alina ao amin’i Kristy aza ianareo, dia azo antoka fa tsy manana ray maro.+ Fa tonga rainareo ao amin’i Kristy Jesosy aho, noho ny vaovao tsara.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara