FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nalain’i Joseba,+ zanakavavin’i Jorama Mpanjaka sady anabavin’i Ahazia, anefa i Joasy+ zanak’i Ahazia, ka nangalariny avy teo amin’ireo zanaky ny mpanjaka efa hovonoina. Dia nataony tao amin’ny efitra anatiny nisy ny fandriana i Joasy sy ilay vehivavy mpampinono azy. Koa nafenina+ tsy ho hitan’i Atalia i Joasy, ka tsy novonoina.

  • 1 Tantara 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Josafata niteraka an’i Jorama;+ Jorama niteraka an’i Ahazia;+ Ahazia niteraka an’i Joasy;+

  • 2 Tantara 24:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fito taona i Joasy tamin’izy nanomboka nanjaka,+ ary efapolo taona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ny anaran-dreniny dia Zibia, avy any Beri-sheba.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara