Mpitsara 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Avy eo, dia nankany an-tranon-drainy tany Ofra+ izy ka namono azy fitopolo lahy rahalahiny,+ zanak’i Jerobala, teo ambonin’ny vato iray. Fa i Jotama faralahin’i Jerobala ihany no sisa velona, satria niafina izy. 2 Mpanjaka 8:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy tian’i Jehovah haringana anefa ny Joda,+ noho ny amin’i Davida mpanompony.+ Efa nampanantena azy mantsy izy hoe hanome jiro+ foana ho azy sy ny taranany. Salamo 27:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa hanafina ahy ao amin’ny toeram-piafenany izy amin’ny andro mahory,+Ary hampiery ahy ao amin’ny toerana miafina ao an-tranolainy.+Eny amin’ny harambato avo be no hametrahany ahy.+
5 Avy eo, dia nankany an-tranon-drainy tany Ofra+ izy ka namono azy fitopolo lahy rahalahiny,+ zanak’i Jerobala, teo ambonin’ny vato iray. Fa i Jotama faralahin’i Jerobala ihany no sisa velona, satria niafina izy.
19 Tsy tian’i Jehovah haringana anefa ny Joda,+ noho ny amin’i Davida mpanompony.+ Efa nampanantena azy mantsy izy hoe hanome jiro+ foana ho azy sy ny taranany.
5 Fa hanafina ahy ao amin’ny toeram-piafenany izy amin’ny andro mahory,+Ary hampiery ahy ao amin’ny toerana miafina ao an-tranolainy.+Eny amin’ny harambato avo be no hametrahany ahy.+