2 Mpanjaka 14:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa hitan’i Jehovah ny fahoriana tena mangidy nanjo ny Israely.+ Ary na ny tsy misy mpiaro sy ny tsy misy ilana azy aza, dia tsy nisy teo amin’ny Israely. Tsy nisy mpamonjy koa ny Israely.+
26 Fa hitan’i Jehovah ny fahoriana tena mangidy nanjo ny Israely.+ Ary na ny tsy misy mpiaro sy ny tsy misy ilana azy aza, dia tsy nisy teo amin’ny Israely. Tsy nisy mpamonjy koa ny Israely.+