1 Mpanjaka 16:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nanao hoatran’izay rehetra nataon’i Jeroboama zanak’i Nebata+ izy, dia ny fahotana izay nataony sy nampanotany ny Israely, rehefa nanao izay hahatezitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely izy noho ny sampiny tsy misy ilana azy.+
26 Nanao hoatran’izay rehetra nataon’i Jeroboama zanak’i Nebata+ izy, dia ny fahotana izay nataony sy nampanotany ny Israely, rehefa nanao izay hahatezitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely izy noho ny sampiny tsy misy ilana azy.+