FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 9:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa raha tsy izany, dia aoka hisy afo+ hivoaka avy amin’i Abimeleka ka handevona ny mponina ao Sekema sy ny olona ao amin’ny tranon’i Milo,+ ary aoka koa hisy afo+ hivoaka avy amin’ny mponina ao Sekema sy ny olona ao amin’ny tranon’i Milo, ka handevona an’i Abimeleka.”+

  • Mpitsara 9:57
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Ary natsingerin’Andriamanitra teo an-dohan’ny lehilahy tao Sekema ny ratsy rehetra nataony,+ mba ho tanteraka tamin’izy ireo ilay ozona+ nambaran’i Jotama,+ zanak’i Jerobala.+

  • 2 Mpanjaka 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hoy anefa i Elia taminy: “Raha lehilahin’Andriamanitra tokoa aho, dia aoka hisy afo+ hilatsaka avy any an-danitra handevona anao sy ny miaramilanao dimampolo.” Dia nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra, ka nandevona azy sy ny miaramilany dimampolo.+

  • Asan’ny Apostoly 8:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa hoy i Petera: “Aoka ho fongana miaraka aminao ny farantsa volafotsinao. Heverinao angaha fa azo vidim-bola ny fanomezana maimaim-poana avy amin’Andriamanitra?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara