FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 15:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Peka zanak’i Remalia mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Jotama+ zanak’i Ozia+ mpanjakan’ny Joda.

  • 1 Tantara 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Joasy niteraka an’i Amazia;+ Amazia niteraka an’i Azaria;+ Azaria niteraka an’i Jotama;+

  • 2 Tantara 26:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia boka mandra-pahafatiny i Ozia+ Mpanjaka, ka nipetraka tao amin’ny trano iray fa tsy afaka namita ny andraikiny satria boka.+ Tsy nahazo niditra tao an-tranon’i Jehovah intsony koa izy, ary i Jotama zanany no niandraikitra ny tranon’ny mpanjaka, ka nitsara ny vahoaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara