2 Mpanjaka 15:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tamin’ny taona fahasivy amby telopolo+ nanjakan’i Azaria mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely i Menahema zanak’i Gady. Ary folo taona no nanjakan’i Menahema tany Samaria.
17 Tamin’ny taona fahasivy amby telopolo+ nanjakan’i Azaria mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely i Menahema zanak’i Gady. Ary folo taona no nanjakan’i Menahema tany Samaria.