2 Mpanjaka 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia maty izy,+ araka ny tenin’i+ Jehovah nolazain’i Elia. Ary tsy nanan-janakalahy izy, ka i Jorama+ no nanjaka nandimby azy, tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Jorama+ zanak’i Josafata mpanjakan’ny Joda.
17 Dia maty izy,+ araka ny tenin’i+ Jehovah nolazain’i Elia. Ary tsy nanan-janakalahy izy, ka i Jorama+ no nanjaka nandimby azy, tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Jorama+ zanak’i Josafata mpanjakan’ny Joda.