2 Mpanjaka 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lasa mpanjakan’ny Israely tao Samaria i Jorama+ zanak’i Ahaba, tamin’ny taona fahavalo ambin’ny folo nanjakan’i Josafata mpanjakan’ny Joda. Ary roa ambin’ny folo taona no nanjakany. 2 Mpanjaka 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Raha vao nahita an’i Jeho i Jorama, dia nilaza hoe: “Fihavanana ve, ry Jeho?” Hoy anefa izy: “Ahoana no hisian’ny fihavanana+ raha mbola mijangajanga sy fatra-pilalao ody+ i Jezebela+ reninao?”
3 Lasa mpanjakan’ny Israely tao Samaria i Jorama+ zanak’i Ahaba, tamin’ny taona fahavalo ambin’ny folo nanjakan’i Josafata mpanjakan’ny Joda. Ary roa ambin’ny folo taona no nanjakany.
22 Raha vao nahita an’i Jeho i Jorama, dia nilaza hoe: “Fihavanana ve, ry Jeho?” Hoy anefa izy: “Ahoana no hisian’ny fihavanana+ raha mbola mijangajanga sy fatra-pilalao ody+ i Jezebela+ reninao?”