2 Mpanjaka 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 I Menahema+ zanak’i Gady kosa niakatra avy any Tirza,+ ka tonga tany Samaria. Dia namely an’i Saloma+ zanak’i Jabesy tany Samaria izy, ka namono azy ho faty. Ary izy no nanjaka nandimby azy.
14 I Menahema+ zanak’i Gady kosa niakatra avy any Tirza,+ ka tonga tany Samaria. Dia namely an’i Saloma+ zanak’i Jabesy tany Samaria izy, ka namono azy ho faty. Ary izy no nanjaka nandimby azy.