Eksodosy 34:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa arodano ny alitarany, torotoroy ny tsangambatony masina, ary kapao ny tsato-kazony masina.+ 2 Mpanjaka 10:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Avy eo dia navoakan’izy ireo ny tsato-kazo masina+ tao an-tranon’i Bala, ka nodorany+ tsirairay. 2 Mpanjaka 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy niala tamin’ny fahotan’ny ankohonan’i Jeroboama, izay nampanotany ny Israely, anefa izy ireo,+ fa nanao izany foana.+ Ary na ilay tsato-kazo masina+ aza mbola nijoro tany Samaria ihany.
6 Tsy niala tamin’ny fahotan’ny ankohonan’i Jeroboama, izay nampanotany ny Israely, anefa izy ireo,+ fa nanao izany foana.+ Ary na ilay tsato-kazo masina+ aza mbola nijoro tany Samaria ihany.