4 Hoy koa izy tamin’i Josafata: “Hiaraka amiko hiady any Ramota-gileada ve ianao?”+ Dia hoy i Josafata: “Iray ihany izaho sy ianao, ary vahoakanao ihany ny vahoakako,+ ary ny soavaliko dia soavalinao.”
14 Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino.+ Fa inona no ifandraisan’ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna?+ Ary inona no iombonan’ny mazava sy ny maizina?+