7 Ankoatra izany, dia nandefa iraka tany amin’i Josafata mpanjakan’ny Joda izy, nanao hoe: “Mikomy amiko ny mpanjakan’i Moaba. Koa hiaraka amiko hiady any Moaba ve ianao?” Dia hoy i Josafata: “Handeha aho,+ fa izay ahy dia anao, ny oloko dia olonao,+ ary ny soavaliko dia soavalinao.”