FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 6:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Eny, ireto avy ireo nanompo, mbamin’ny zanany: Tamin’ny taranaky ny Kehatita, dia i Hemana+ mpihira zanak’i Joela,+ zanak’i Samoela,+

  • 1 Tantara 25:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary natokan’i Davida sy ny lehiben’ny+ antoko-mpanompo+ mba hanao fanompoana ny sasany tamin’ny taranak’i Asafa sy Hemana+ ary Jedotona,+ izay naminany niaraka tamin’ny harpa+ sy ny lokanga+ ary ny kipantsona.+ Ary ireo taranaka natokana ireo no voatendry hanao fanompoana.

  • 2 Tantara 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 sy ny Levita+ mpihira notarihin’i Asafa+ sy Hemana+ sy Jedotona+ sy ny zanak’izy ireo ary ny rahalahiny, eny, ny Levita notarihin’izy rehetra. Nanao akanjo vita tamin’ny lamba tena tsara izy ireo, sady nitondra kipantsona+ sy lokanga+ ary harpa.+ Ary nitsangana teo atsinanan’ny alitara izy rehetra, niaraka tamin’ny mpisorona roapolo amby zato izay nitsoka trompetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara