FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 10:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary ny hazo algoma dia nanaovan’ny mpanjaka tohana ho an’ny tranon’i Jehovah+ sy ho an’ny tranon’ny mpanjaka, ary harpa+ sy lokanga+ ho an’ny mpihira. Tsy nisy hazo algoma toy izany intsony tonga tany, na hita tany, mandraka androany.

  • 1 Tantara 9:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ireo no mpihira,+ izay samy lohan’ny fianakaviamben’ny Levita. Tao amin’ny efitra fisakafoana+ izy ireo. Tsy nomena andraikitra hafa izy,+ satria andraikiny ny nanao ny asany andro aman’alina.+

  • 2 Tantara 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 sy ny Levita+ mpihira notarihin’i Asafa+ sy Hemana+ sy Jedotona+ sy ny zanak’izy ireo ary ny rahalahiny, eny, ny Levita notarihin’izy rehetra. Nanao akanjo vita tamin’ny lamba tena tsara izy ireo, sady nitondra kipantsona+ sy lokanga+ ary harpa.+ Ary nitsangana teo atsinanan’ny alitara izy rehetra, niaraka tamin’ny mpisorona roapolo amby zato izay nitsoka trompetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara