FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 63:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Izany no tsapako rehefa nijery anao tao amin’ny toerana masina aho,+

      Ka nahita ny herinao sy ny voninahitrao.+

  • Salamo 68:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ekeo fa mahery Andriamanitra.+

      Ambony dia ambony izy eo amin’ny Israely, ary eny amin’ny rahona ny heriny.+

  • Salamo 115:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 115 Tsy mendrika hahazo na inona na inona izahay, Jehovah ô,+

      Fa ny anaranao kosa no mendrika hahazo voninahitra,+

      Araka ny hatsaram-panahinao feno fitiavana sy araka ny fahamarinanao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara