1 Tantara 16:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah, ry fokom-pirenena,Eny, ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah.+ Salamo 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah, ry zanaky ny mahery ô!Ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah.+ Salamo 96:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Haja amam-boninahitra no eo anatrehany,+Ary hery sy hatsarana no ao amin’ny toerany masina.+
28 Ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah, ry fokom-pirenena,Eny, ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah.+
29 Ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah, ry zanaky ny mahery ô!Ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah.+