FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 “Raha tsy miezaka mafy ianareo hanatanteraka ny teny rehetra ao amin’ny lalàna izay voasoratra ato amin’ity boky ity,+ mba hatahotra an’ilay anarana be voninahitra+ sy mendrika hatahorana+ hoe Jehovah,+ eny, ilay Andriamanitrareo,

  • Nehemia 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary hoy i Jesoa sy Kadmiela sy Bany sy Hasabnia sy Serebia sy Hodia sy Sebania ary Petahia, izay samy Levita: “Mitsangàna ianareo, ka misaora+ an’i Jehovah ilay Andriamanitrareo hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay!+ Aoka izy ireo hisaotra ny anaranao be voninahitra,+ izay mendrika ny fisaorana sy ny fiderana rehetra.

  • Salamo 66:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Manaova hira fiderana ho voninahitry ny anarany.+

      Omeo voninahitra sy dera izy.+

  • Salamo 148:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Aoka samy hidera ny anaran’i Jehovah ireo,+

      Fa ny anarany ihany no avo indrindra.+

      Ambonin’ny tany sy ny lanitra ny voninahiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara