1 Tantara 15:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa notendren’ny Levita ny toeran’i Hemana+ zanak’i Joela, sy ny an’i Asafa+ zanak’i Berekia, izay notendrena teo amin’ny rahalahiny. Ary i Etana+ zanak’i Kosaia no notendrena teo amin’ny taranak’i Merary rahalahin’izy ireo.
17 Koa notendren’ny Levita ny toeran’i Hemana+ zanak’i Joela, sy ny an’i Asafa+ zanak’i Berekia, izay notendrena teo amin’ny rahalahiny. Ary i Etana+ zanak’i Kosaia no notendrena teo amin’ny taranak’i Merary rahalahin’izy ireo.