11 Dia nanao hira nifamaly izy ireo ka nidera+ sy nisaotra an’i Jehovah “fa tsara izy,+ fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana amin’ny Israely.”+ Ary ny olona rehetra nihoby mafy+ nidera an’i Jehovah noho ny nandatsahana ny fototry ny tranon’i Jehovah.