FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 25:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Hanendry anao ho mpitarika ny Israely i Jehovah,+ satria hanao soa amin’ny tompoko izy, araka izay rehetra efa nolazainy.

  • 2 Samoela 6:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Hoy anefa i Davida taminy: “Izay nataoko, dia nataoko teo anatrehan’i Jehovah, ilay nifidy ahy fa tsy nifidy ny rainao sy ny ankohonany manontolo. Nifidy ahy izy mba hametraka ahy ho mpifehy+ sy ho mpitarika ny Israely olon’i Jehovah. Ary hanao fety eo anatrehan’i Jehovah aho.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara