FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa izao dia tsy haharitra ny fanjakanao.+ Hahita lehilahy sitraky ny fony i Jehovah,+ ary hotendren’i Jehovah ho mpitarika+ ny vahoakany izy, satria ianao tsy nitandrina an’izay nandidian’i Jehovah anao.”+

  • 1 Samoela 15:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia hoy i Samoela: “Efa norovitin’i Jehovah hiala+ aminao ny fanjakan’ny Israely androany, ka homeny ho an’olona tsara kokoa noho ianao.+

  • 1 Samoela 23:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Hoy koa izy taminy: “Aza matahotra+ fa tsy hahatratra anao ny tanan’i Saoly raiko. Ianao no ho mpanjakan’ny Israely,+ ary izaho no hanarakaraka anao. Ary mahafantatra izany koa i Saoly raiko.”+

  • 2 Samoela 6:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Hoy anefa i Davida taminy: “Izay nataoko, dia nataoko teo anatrehan’i Jehovah, ilay nifidy ahy fa tsy nifidy ny rainao sy ny ankohonany manontolo. Nifidy ahy izy mba hametraka ahy ho mpifehy+ sy ho mpitarika ny Israely olon’i Jehovah. Ary hanao fety eo anatrehan’i Jehovah aho.+

  • 2 Samoela 7:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa izao no holazainao amin’i Davida mpanompoko: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Izaho no naka anao avy teny amin’ny kijana, teny am-piandrasana ondry,+ mba ho mpitarika+ ny Israely oloko.

  • 1 Tantara 17:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Koa izao no holazainao amin’i Davida mpanompoko: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Izaho no naka anao avy teny amin’ny kijana, teny am-piandrasana ondry,+ mba ho mpitarika+ ny Israely oloko.

  • Salamo 89:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nahita an’i Davida mpanompoko aho,+

      Ka nohosorako menaka masina izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara