2 Samoela 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Notafihin’i Davida koa i Hadadezera,+ zanak’i Rehoba mpanjakan’i Zoba,+ tamin’izy io nitady hanamafy indray ny fahefany, tany amin’ny reniranon’i Eofrata.+ 1 Mpanjaka 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nataon’Andriamanitra koa izay hisian’ny mpanohitra+ an’i Solomona, dia i Rezona zanak’i Eliada. Nandositra an’i Hadadezera+ tompony, mpanjakan’i Zoba,+ izy.
3 Notafihin’i Davida koa i Hadadezera,+ zanak’i Rehoba mpanjakan’i Zoba,+ tamin’izy io nitady hanamafy indray ny fahefany, tany amin’ny reniranon’i Eofrata.+
23 Nataon’Andriamanitra koa izay hisian’ny mpanohitra+ an’i Solomona, dia i Rezona zanak’i Eliada. Nandositra an’i Hadadezera+ tompony, mpanjakan’i Zoba,+ izy.