8 Ary nivoaka ny taranak’i Amona ka samy naka ny toerany avy ny miaramila, teo amin’ny fidirana amin’ny vavahady. Nitokana teny an-tsaha kosa ny Syrianina avy any Zoba sy Rehoba,+ niaraka tamin’i Istoba sy Maka.+
6 Dia hitan’ny taranak’i Amona fa nanjary halan’i+ Davida izy ireo. Koa nandefa talenta volafotsy+ arivo i Hanona+ sy ny taranak’i Amona, mba hanakaramana kalesin’ady+ sy mpitaingin-tsoavaly avy any Mezopotamia sy Arama-maka+ ary Zoba.+