2 Samoela 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa nosamborin’i Hanona ny mpanompon’i Davida ka noharatany ny antsasaky ny volombavany,+ ary notapahiny roa hatreo amin’ny fitombenany ny akanjony, dia nalefany izy ireo.+
4 Koa nosamborin’i Hanona ny mpanompon’i Davida ka noharatany ny antsasaky ny volombavany,+ ary notapahiny roa hatreo amin’ny fitombenany ny akanjony, dia nalefany izy ireo.+