2 Samoela 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha vao hitan’i Joaba fa avy any alohany sy avy any aoriany ny fanafihana, dia nifidy tamin’ny lehilahy voafantina+ teo amin’ny Israely izy, ka nasainy naka ny toerany avy izy ireo mba hifanandrina tamin’ny Syrianina. Ohabolana 20:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ho tanteraka izay kasaina raha misy mpanolo-tsaina,+ ary tari-dalana tsara no ilainao ho amin’ny ady.+
9 Raha vao hitan’i Joaba fa avy any alohany sy avy any aoriany ny fanafihana, dia nifidy tamin’ny lehilahy voafantina+ teo amin’ny Israely izy, ka nasainy naka ny toerany avy izy ireo mba hifanandrina tamin’ny Syrianina.
18 Ho tanteraka izay kasaina raha misy mpanolo-tsaina,+ ary tari-dalana tsara no ilainao ho amin’ny ady.+