1 Mpanjaka 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitro ô, efa nataonao mpanjaka handimby an’i Davida raiko ny mpanomponao, nefa izaho mbola zaza+ sady tsy mahalala izay atsimo sy avaratra akory.+ 1 Tantara 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Hoy i Davida Mpanjaka tamin’ny fiangonana manontolo:+ “Mbola kely+ sy tanora fanahy i Solomona zanako, izay nofidin’Andriamanitra.+ Asa goavana anefa no atao, satria tsy ho an’olombelona ilay lapa+ fa ho an’i Jehovah Andriamanitra.
7 Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitro ô, efa nataonao mpanjaka handimby an’i Davida raiko ny mpanomponao, nefa izaho mbola zaza+ sady tsy mahalala izay atsimo sy avaratra akory.+
29 Hoy i Davida Mpanjaka tamin’ny fiangonana manontolo:+ “Mbola kely+ sy tanora fanahy i Solomona zanako, izay nofidin’Andriamanitra.+ Asa goavana anefa no atao, satria tsy ho an’olombelona ilay lapa+ fa ho an’i Jehovah Andriamanitra.