1 Mpanjaka 8:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy ianao anefa no hanorina ilay trano, fa ny zanaka haterakao* no hanorina ilay trano ho an’ny anarako.’+ 1 Tantara 28:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary tamin’ny zanako rehetra,—fa maro ny zanaka nomen’i Jehovah ahy+—dia i Solomona+ zanako no nofidiny hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny+ fanjakan’i Jehovah eo amin’ny Israely.
19 Tsy ianao anefa no hanorina ilay trano, fa ny zanaka haterakao* no hanorina ilay trano ho an’ny anarako.’+
5 Ary tamin’ny zanako rehetra,—fa maro ny zanaka nomen’i Jehovah ahy+—dia i Solomona+ zanako no nofidiny hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny+ fanjakan’i Jehovah eo amin’ny Israely.